Content-Length: 118622 | pFad | https://mg.wikipedia.org/wiki/Firaisana_ara-nofo

Firaisana ara-nofo — Wikipedia Aller au contenu

Firaisana ara-nofo

Avy amin'i Wikipedia
Mpivady japoney (vady 34 taona, vady 34 taona) Aorian’ny firaisana ara-nofo... Mivoaka avy ao anaty fivaviana ny tsirinaina.

Ny firaisana ara-nofo, amin'ny famaritana ankapobeny indrindra, dia fihetsika ara-pananahan'ny olombelona izay tonga amin'ny fanatsofohana ny lataky ny lehilahy anatin'ny lalan-jaza. Ny hanaovana io firaisana ara-nofo io dia fialam-boly na fananahana. Izy ity dia atao mandritra ny fotoana izay ilaina azy, ary afaka manao azy na lahy sy vavy, na samy lahy, na samy vavy. Afaka atao ao amin'ny taovam-pananahana na koa ao amin'ny fitombenana. Afaka mampiasa ny tanana, lela, tongotra ary kilalao ara-nofo ihany koa.









ApplySandwichStrip

pFad - (p)hone/(F)rame/(a)nonymizer/(d)eclutterfier!      Saves Data!


--- a PPN by Garber Painting Akron. With Image Size Reduction included!

Fetched URL: https://mg.wikipedia.org/wiki/Firaisana_ara-nofo

Alternative Proxies:

Alternative Proxy

pFad Proxy

pFad v3 Proxy

pFad v4 Proxy