Content-Length: 58567 | pFad | https://mg.wikipedia.org/wiki/Midiana

Midiana — Wikipedia Aller au contenu

Midiana

Avy amin'i Wikipedia
Ny tanin'ny Midianita

I Midiana na Madiana dia zanaka fahefatr'i Abrahama tamin'i Ketora, dia ilay vehivavy novadin'i Abrahama taorian'ny nahafatesan'i Saraha. I Zimràna sy i Joksàna sy i Isbaka ary i Soa no rahalahiny, araka ny voalazan'ny Baiboly. Atao hoe מִדְיָן / Midian izany anarana izany amin'ny teny hebreo. Izy no heverina fa razamben'ny vahoaka atao hoe Midianita na Madianita izay hita ao amin'ny literatiora hebreo.









ApplySandwichStrip

pFad - (p)hone/(F)rame/(a)nonymizer/(d)eclutterfier!      Saves Data!


--- a PPN by Garber Painting Akron. With Image Size Reduction included!

Fetched URL: https://mg.wikipedia.org/wiki/Midiana

Alternative Proxies:

Alternative Proxy

pFad Proxy

pFad v3 Proxy

pFad v4 Proxy