Content-Length: 125744 | pFad | https://mg.wikipedia.org/wiki/Polinezia_frantsay

Polynésie française — Wikipedia Aller au contenu

Polynésie française

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Polinezia frantsay)
Polynésie française

I Polynésie française dia fizaràn-tany andafin-dranomasina an' ny Repoblika Frantsay, izay ahitana tambanosy dimy misy nosy 118 (ny 67 amin' ireo no misy mipetraka) ao amin' ny Ranomasimbe Pasifika, 6 000 km miantsinanana avy ao Aostralia: ny Tambanosin' i la Société, ny îles du Vent ary ny îles Sous-le-Vent, ny Tambanosin' i Tuamotu, ny Tambanosin' i Gambier, Tambanosy Australes ary ny Vondronosy Marquises.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.









ApplySandwichStrip

pFad - (p)hone/(F)rame/(a)nonymizer/(d)eclutterfier!      Saves Data!


--- a PPN by Garber Painting Akron. With Image Size Reduction included!

Fetched URL: https://mg.wikipedia.org/wiki/Polinezia_frantsay

Alternative Proxies:

Alternative Proxy

pFad Proxy

pFad v3 Proxy

pFad v4 Proxy