Content-Length: 118673 | pFad | https://mg.wikipedia.org/wiki/Ta%C3%B4isma

Taôisma — Wikipedia Aller au contenu

Taôisma

Avy amin'i Wikipedia
dào "ny Lalana"

Ny taôisma dia sady fivavahana no filôzôfia izay iray amin' ireo andrin' ny filôzôfia sinoa, ka ny roa hafa dia ny kônfosianisma sy ny bodisma, izay miorina amin' ny fisian' ny foto-javatra niandohan' ny zavatra rehetra, atao hoe Taô. Ny taôisma dia atao hoe dàojiào, izay midika hoe "fampianarana ny lalana") amin' ny teny sinoa. Avy amin' ny kolontsaina sinoa tranainy no misy ny fototry ny taôisma, izay miorina amin-dahatsoratra, ka isan' izany ny Tao Tö King nposoratan' i Lao Tseu, ny Lie Tseu sy ny Zhuāngzǐ nosoratan' i Tchouang Tseu. Miseho amin' ny alalan' ny fanao izay nisy akony teo amin' ny fiainan' ny mponina any amin' ny Farany Atsinanana, eny fa na hatrany Andrefana koa aza ny taôisma tamin' ny taonjato faha-20.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]








ApplySandwichStrip

pFad - (p)hone/(F)rame/(a)nonymizer/(d)eclutterfier!      Saves Data!


--- a PPN by Garber Painting Akron. With Image Size Reduction included!

Fetched URL: https://mg.wikipedia.org/wiki/Ta%C3%B4isma

Alternative Proxies:

Alternative Proxy

pFad Proxy

pFad v3 Proxy

pFad v4 Proxy