Content-Length: 108238 | pFad | https://mg.wikipedia.org/wiki/Tendrombohitra_Oraly

Tendrombohitra Oraly — Wikipedia Aller au contenu

Tendrombohitra Oraly

Avy amin'i Wikipedia

I Oraly na Tendrombohitra Oraly dia tandavan-tendrombohitra ao Rosia izay manana halava 2 000 km any ho any, avy any amin'ny Ranomasin'i Kara ao avaratra hatrany amin'ny zavamaniry zenin'i Kazakstàna ao atsimo. I Oraly no heverina fa mamaritra ny sisin-tany ara-jeografia manasaraka an'i Eorôpa amin'i Azia.

Atao hoe Ура́льские го́ры / Utalskie gory izy amin'ny teny rosiana, fa Орал тауы / Ural tayi kosa amin'ny teny kazàka, Mots Oural amin'ny teny frantsay ary Ural Moutains amin'ny teny anglisy.

Ny vohon-tanin'i Oraly izay tena lanin'ny kaoka dia misy mahatratra 1 894 m. Io tangoron-tendrombihitra io dia mizara ho zana-bondrona na zana-paritra maro avy any varatra mianatsimo (fikitoantoan'ny vohon'ny tany, zavamaniry, toetany) izay mifangarika sady matetika toy tendrombohitra avo na dia eo aza ny faha tranain'io tangoron-tendrombohitra io. Noho izany dia misy i Oraly Atsimo, i Oraly Afovoany, i Oraly Avaratra, i Oraly Akaiky Tendrontany ary i Oraly An-Tendrontany.









ApplySandwichStrip

pFad - (p)hone/(F)rame/(a)nonymizer/(d)eclutterfier!      Saves Data!


--- a PPN by Garber Painting Akron. With Image Size Reduction included!

Fetched URL: https://mg.wikipedia.org/wiki/Tendrombohitra_Oraly

Alternative Proxies:

Alternative Proxy

pFad Proxy

pFad v3 Proxy

pFad v4 Proxy