Content-Length: 68030 | pFad | https://mg.wikipedia.org/wiki/Tsikasao

Tsikasao — Wikipedia Aller au contenu

Tsikasao

Avy amin'i Wikipedia
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka Chickasaw ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Ilay atao hoe tsikasao na chickasaw na koa chicacha dia foko amerindianina miaina any atsimo atsinanan'i Etazonia.

Niaina anaty tanàna madinika ny tsikasao Taminy nahitan'ny Eoropeanina azy (any andrefan'i Tennessee), vitsivitsy izareo any Karolina Atsimo. Tsy anisan'ireo foko manana kolontsaina mississipianina izy ireo.

Ahitana tsikasao ihany koa ao Karolina Avaratra ary ao Mississippi.









ApplySandwichStrip

pFad - (p)hone/(F)rame/(a)nonymizer/(d)eclutterfier!      Saves Data!


--- a PPN by Garber Painting Akron. With Image Size Reduction included!

Fetched URL: https://mg.wikipedia.org/wiki/Tsikasao

Alternative Proxies:

Alternative Proxy

pFad Proxy

pFad v3 Proxy

pFad v4 Proxy