Wiktionary:Tsiahy
Apparence
Ny atao hoe Tsiahy amin'i Wikibolana dia ireo tahirintsoratra rehetra azo vakiana ary mety ho loharanon'ny teny iditra hitanao eto amin'i Wikibolana.
Izay zavatra mety atao ho "tsiahy"
[Ovay]Azo raisina ho tsiahy avokoa izay tahirintsoratra fanta-daza rehetra na izay lahatsoratra siantifika mikasika ny haitsikerafiteny na ny fiteny amin'ny ankapobeny. Anisan'izany ireto karazan-tahirintsoratra eto (lisitra tsy mametra):
- Rohy mankany amin'ny tetikasa Wikibolana hafa
- Teny iditra ao anaty rakibolana an-tranonkala;
- Rohin-dahatsoratra mankany amin'i Wikipedia na raki-pahalalana hafa izay manazava ilay teny na fampiasana ilay teny amin'ny antsipirihany;
- Boky nahitana ilay teny voalohany indrindra (izay azo tsiahivina amin'ny alalan'ny fametrahana ohatra ihany koa)