Aller au contenu

Haikoriam-boanaratra

Avy amin'i Wikipedia

Ny haikoriam-boanaratra dia anisan'ny sampanan'ny siansa, ny injenieria ary ny teknolojia izay mikasika ny olik'aratra mampiasa mpiorina arak'aratra toy ny tioba termoionika, tirazisitôro, diôda ary olik'aratra aharo (circuit intégré), izay ampiarahana amin'ny ireo mpiorina (composant) fampitohizana mihinan'aratra. Ny fihetsika tsy mizotra (non-linéaire) ny mpiorina ary ny fahafahany mifehy ny fihetsiky ny voanaratra ao amin'ny olik'aratra dia mahafaka ny fampitomboana ara-kerinaratry ny herinaratra izay mitondra fampahalalana.

Famaritana ny haikoriam-boanaratra

[hanova | hanova ny fango]

Voalohany indrindra, ny haikoriam-boanaratra da siansa ara-teknika, na siansan'ny injeniera, izay anisan'ny sampananan lehibe indrindra ny fizika ampiharina, ary izay mandinika ary manamboatra firafitra milalao kaika arak'aratra, izany hoe rianaratra na herinaratra, izay mitondra fampahalalana na angôvo.

Tamin'ny taonjato faha-19, noho ny fivoaran'ny fampahalalana mikasika ny fahefan'ny aratra, nanomboka namboarina ireo mpiorina isan-karazany.

Nohakelezina hatrany hatrany ny haben'ny mpiorina arak'aratra, ka azo arao mihasarotra ny olik'aratra.


Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]

Miteny frantsay

[hanova | hanova ny fango]
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

pFad - Phonifier reborn

Pfad - The Proxy pFad of © 2024 Garber Painting. All rights reserved.

Note: This service is not intended for secure transactions such as banking, social media, email, or purchasing. Use at your own risk. We assume no liability whatsoever for broken pages.


Alternative Proxies:

Alternative Proxy

pFad Proxy

pFad v3 Proxy

pFad v4 Proxy