Aller au contenu

Tetiandro armeniana

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Kalandrie Armenianina)

Ny tetiandro armeniana dia tetiandro nentim-paharazana ampiasaina ao Armenia. Tetiandro manara-masoandro ny tetiandro armeniana izay mifototra amin'ny fitsipika mitovy amin'ny an'ny tetiandro egiptiana tamin' ny Andro Taloha izay ahitana taona misy andro 365 tsy miova. Noho izany dia mikisaka moramora ka tsy mifanandrify ny tsingerin'ny fizaran-taona sy ilay tetiandro izay lasa misy elanelana iray andro isaky ny efa-taona. Raha ampitahaina amin'ny tetiandro joliana dia tsy miverina ny fifanandrifiana raha tsy afaka 1461 taona.

pFad - Phonifier reborn

Pfad - The Proxy pFad of © 2024 Garber Painting. All rights reserved.

Note: This service is not intended for secure transactions such as banking, social media, email, or purchasing. Use at your own risk. We assume no liability whatsoever for broken pages.


Alternative Proxies:

Alternative Proxy

pFad Proxy

pFad v3 Proxy

pFad v4 Proxy