Aller au contenu

Kilimandjaro

Avy amin'i Wikipedia
I Kilimanjaro

I Kilimanjaro na Kilimandjaro dia tendrombohitra any avaratra atsinanana ao Tanzania zay foronin' afotroa telo efa maty: i Shira any Andrefana, manan-kaabo 5 149 m ary i Kibo (tenenina hoe kibô) ny tena tanora indrindra amin' ireo telo ireo, eo anelanelan' ny tendro Uhuru, manan-kaabo 5 891,8 m, ny tendrombohitra avo indrindra any Afrika. Ankoatran' io tondro io, i Kilimanjaro dia fantatra amin' ny ranomandriny any an-tampony am-pihemorana nandritra ity taonjato faha-21 ity ary mety hanjavona tanteraka afaka folo na efapolo taona. Ny orampanala no anisan' ny antony, fa ny fandringanana ny ala koa no anisan' ny anona. Na dia natsangana tamin' ny 1973 aza ny valan-javaboahary, mihakely hatrany hatrany ny fehin'ala. Ny lalana mora indrindra mankany an-tampon' ilay tendrombohitra dia ny lalana Lemosho mandritra ny 8 andro.[1]

Jeografia

[hanova | hanova ny fango]
Kilimanjaro ao Tanzania
Ny tendron' i Kilimanjaro

Etimôlôjia sy tôpônimia

[hanova | hanova ny fango]

Ny anarana anononana ilay tendrombohitra dia soratana hoe Kilimandjaro amin' ny fiteny frantsay ary Kilimanjaro amin' ny fiteny anglisy. Amin' ny fiteny maa, ny anarany dia Ol Doinyo Oibor midika hoe "tendrombohitra fotsy". Ny anarany ankehitriny dia nalaina avy amin' ny fiteny soahily Kilima Njaro tamin' ny 1860.

Zavamisy sy zavamaniry

[hanova | hanova ny fango]

Mponina sy fomba

[hanova | hanova ny fango]

Ny Kilimanjaro ao amin'ny kolontsaina

[hanova | hanova ny fango]
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

  1. 8 Day Kilimanjaro Climb on Lemosho Archived Desambra 1, 2017 at the Wayback Machine (en)
pFad - Phonifier reborn

Pfad - The Proxy pFad of © 2024 Garber Painting. All rights reserved.

Note: This service is not intended for secure transactions such as banking, social media, email, or purchasing. Use at your own risk. We assume no liability whatsoever for broken pages.


Alternative Proxies:

Alternative Proxy

pFad Proxy

pFad v3 Proxy

pFad v4 Proxy