Aller au contenu

Maromokotro

Avy amin'i Wikipedia
Ny tendrombohitra Maromokotro


I Maromokotro na Maromokotra dia tendrombohitra volkano eto Madagasikara, manana haabo mirefy 2 876 m, ao amin' ny Tangoron-tendrombohitra Tsaratanana, ao anatin' ny Tahirin-javaboary Tsaratanana, ao amin' ny Faritra Diana, any amin' ny tapany avaratry ny Nosy.

Izy no tendrombohitra avo indrindra eto Madagasikara

Haabo 2 876 m
Firenena Madagasikara
GPS 14°01′23″S 48°57′58″E / 14.023°S 48.966°E / -14.023; 48.966

Ny tanàna lehibe mifanila aminy dia i Bealanana sy Ambanja izay andehanana roa andro mahery taha miala avy amin' ity tendrombohitra ity. Inoan' ny mponina manodidina fa mandehandeha ao ny fanahin' ny olona aorian' ny fahafatesana .

pFad - Phonifier reborn

Pfad - The Proxy pFad of © 2024 Garber Painting. All rights reserved.

Note: This service is not intended for secure transactions such as banking, social media, email, or purchasing. Use at your own risk. We assume no liability whatsoever for broken pages.


Alternative Proxies:

Alternative Proxy

pFad Proxy

pFad v3 Proxy

pFad v4 Proxy