Aller au contenu

Sakaibe

Avy amin'i Wikipedia
Sakaibe
Vonin-tsakaibe
Ravina sy voan-tsakaibe

Ny sakaibe dia zavamaniry karazana sakay maniry isan-taona avy any Amerika Atsimo, tsy mafana loatra, izay misy voany miloko maitso na mavo na mena arakaraka ny fahamasahany, atao legioma. Mety mahatratra iray metatra ny sakaibe maniry. Lehibe sy malemy ny raviny. Kely sy miloko fotsy ny voniny. Misy otrikaina C ny vozany. Any amin' ny faritra manana toetany antonony mafana no tena anirian' ny sakaibe. Maro karazana ny sakaibe ka miovaova arakaraka izany ny endriky ny voany. Ao amin' ny fianakavian-javamaniry Solanacea ny sakaibe izay atao amin' ny anarana ara-tsiansa hoe Capsicum annuum.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
pFad - Phonifier reborn

Pfad - The Proxy pFad of © 2024 Garber Painting. All rights reserved.

Note: This service is not intended for secure transactions such as banking, social media, email, or purchasing. Use at your own risk. We assume no liability whatsoever for broken pages.


Alternative Proxies:

Alternative Proxy

pFad Proxy

pFad v3 Proxy

pFad v4 Proxy