Aller au contenu

Fanoroana:Etimolojia

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Inona ny atao hoe etimolojia ?

[Ovay]

Ny etimolojia dia mitantara ny tantaran'ny teny na fiteny iray hatran'ny fipoirany ka hatramin'ny endriny ankehitriny.

Ny zavatra tokony misy ao amin'ny fanazavana mikasikan'ny etimolojia

[Ovay]

Ny etimolojian'ny teny dia tokony tsy maitnsy misy ny fampahalalàna manaraka :

  • Ny daty nampiasana azy voalohany ary loharano amantarana izany.
  • Ny endriny tao amin'ny Tantara hatrany amin'ny fiteny fiaviany.
  • Dinika, antsipirihan-kazavana ara-tantara hahafahana manazava ny tantaran'ny teny.
pFad - Phonifier reborn

Pfad - The Proxy pFad of © 2024 Garber Painting. All rights reserved.

Note: This service is not intended for secure transactions such as banking, social media, email, or purchasing. Use at your own risk. We assume no liability whatsoever for broken pages.


Alternative Proxies:

Alternative Proxy

pFad Proxy

pFad v3 Proxy

pFad v4 Proxy