Aller au contenu

Devanagari

Avy amin'i Wikipedia

Ny devanāgarī (sanskrity : देवनागरी) dia soratra ampiasain'ny Sanskrity, ny hindi, ny Marathi sns. Io ny soratra tena miasa any Indy sy any Nepaly

Avy aminy ratsan'ny gupta ny fanoratana devanagari, ilay ratsana gupta dia avy amin'ny fomba fanoratana Brahmî ny soratra devanagari.

Amin'izao tontolo izao, ny fanoratana devanagari no tena miasa indrindra any Indy, ary io no soratra ampiasain'ny olona miteny hindi, teny be mpiteny indrindra any Indy.

Mitovy amin'io koa ny fiteny Nepaley (any Nepaly), mampiasa devanagari ihany koa.

Litera ampiasan'ny Devanagari

[hanova | hanova ny fango]
ka /kə/ kha /kʰə/ ga /gə/ gha /gʱə/ ṅa /ŋə/
ca /cə/ cha /cʰə/ ja /ɟə/ jha /ɟʱə/ ña /ɲə/
ṭa /ʈə/ ṭha /ʈʰə/ ḍa /ɖə/ ḍha /ɖʱə/ ṇa /ɳə/
ta /t̪ə/ tha /t̪ʰə/ da /d̪ə/ dha /d̪ʱə/ na /nə/
pa /pə/ pha /pʰə/ ba /bə/ bha /bʱə/ ma /mə/
ya /jə/ ra /ɾə/ la /lə/ va /ʋə/
śa /ʃə/ ṣa /ʂə/ sa /sə/ ha /ɦə/

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]
pFad - Phonifier reborn

Pfad - The Proxy pFad of © 2024 Garber Painting. All rights reserved.

Note: This service is not intended for secure transactions such as banking, social media, email, or purchasing. Use at your own risk. We assume no liability whatsoever for broken pages.


Alternative Proxies:

Alternative Proxy

pFad Proxy

pFad v3 Proxy

pFad v4 Proxy