Aller au contenu

Tongolo gasy

Avy amin'i Wikipedia
Tongolo gasy
Tongolo gasy sy hasiny

Ny tongolo gasy na tongolo lay na tongolo ejipta dia karazan-javamaniry ao amin' ny fianakaviana Allium. Maniry isan-taona, izay ny vodiny, izay manana fofona sy tsiro mahery, dia matetika ampiasaina amin' ny fandrahoan-tsakafo. Azo hanina koa ny vonin' ny tongolo gasy. Allium sativum ny anarany ara-tsiansa. Avy any Azia Afovoany izy io, ary heverina fa mety nampiasaina hatramin' ny 5 000 taona tany amin' ny faritra Mediteranea, indrindra tany Ejipta. Ankehitriny dia mbola be mpampiasa any amin' ny faritra maro izy io noho ny tsirony sy ny fampiasana azy amin' ny fitsaboana.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
pFad - Phonifier reborn

Pfad - The Proxy pFad of © 2024 Garber Painting. All rights reserved.

Note: This service is not intended for secure transactions such as banking, social media, email, or purchasing. Use at your own risk. We assume no liability whatsoever for broken pages.


Alternative Proxies:

Alternative Proxy

pFad Proxy

pFad v3 Proxy

pFad v4 Proxy